Tana Masoandro: Nankinina amin’ny APIPA ny fanaovana ny « expropriation »

  • jeudi, 24 octobre 2019 21:19
  • Zakaria

Noraisina nandritra ny filankevitry ny governemanta androany ny famindrana fahefana sy fanondroana ny APIPA (Autorité pour la Protection contre les Inondations de la Plaine d’Antananarivo) amin’ny fanatanterahana ny fakana ny tany « expropriation » hiorenan’ny tetikasa Tana Masoandro.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.