Maevatanana: Ijaliana ny rano

  • lundi, 28 octobre 2019 16:00
  • Zakaria

Mijaly rano ny vahoaka eto Maevatanana. Ho an’ny Fokontany sasany dia adiny iray no mba misy rano, fa ny ankamaroany efa ho efatra andro tsy mandeha ny rano.

Miverimberina isan-taona io olana io indrindra rehefa maintany toy izao, nefa tsy ahitam-bahaolana hatramin’izao ka mampitarina ny mponina.
Ny hafanana koa eto dia miakatra tokoa ny marim-pana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.