Toliara: Misedra olana amin’ny herinaratra

  • lundi, 28 octobre 2019 22:37
  • Zakaria

Tapatapaka ny famatsiana herinaratra omen’ny Jirama eto an-drenivohitry ny Faritra Atsimo Andrefana sy ny manodidina amin’izao fotoana izao. Olana roa goavana no antony, araka ny fanazavan’ny talen’ny Jirama Toliara, eo ny fihenan’ny tanjaky ny milin’ny orinasa Enelec, izay mamokatra herinaratra ho an’ny Jirama tato anatin’ny dimy andro izao, eo koa ny rivotra mitsoka mafy izay manakorontana ny fitsinjarana herinaratra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.