Atsimo Andrefana: Manjeky tsy fandriampahalemana

  • mardi, 29 octobre 2019 21:27
  • Zakaria

Mitaraina ny mpandeha fa atahorana izay tsy izy ny miala an'i Sakaraha hariva miazo an’i Toliara, sy miala an'Andranovory hariva mankaty Toliara. Misy mitifitra sy mitorabato eny an-dalana manaraka ny lalam-pirenena faha-7.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.