Office Malagasy des Hydrocarbures: Nankatoavina ny fametraham-pialan’ny Tale jeneraly

  • mercredi, 30 octobre 2019 22:51
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Foana nandritra ny filankevitry ny minisitra androany alarobia 30 oktobra 2019 ny didim-panjakana manendry ny Tale Jeneralin’ny « Office Malagasy des Hydrocarbures (OMH)». Ny talata 29 oktobra 2019 no nametra-pialana tsy ho Tale Jeneralin’ny OMH i Rajaonarivelo Laurent, rehefa teo amin’io toerana io nanomboka tamin’ny mey 2018.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.