Ambositra: Ho tapaka ny jiro noho ny fahataran’ny famatsiana solika

  • mercredi, 30 octobre 2019 22:59
  • Zakaria

Namoaka fampilazana ny Jirama fa hisy fahatapahana ny famatsiana herinaratra eto amin’ny tanànan’Ambositra sy ny manodidina azy akaiky ny alakamisy 31 oktobra 2019 manomboka amin’ny 9 ora maraina.

Fahataran’ny famatsiana solika ao amin’ny toby famokarana ao Manolotrony, no voalaza antony.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.