LTPA Antsirabe: Miandry ny tambinkaramany ireo mpampianatra ECD sy « vacataires »

  • mardi, 12 novembre 2019 16:24
  • Zakaria

Miahiahy ny ray aman-dreny fa miverim-potsiny, zara fa mianatra ireo mpianatra « 1ère année vao niditra tamin'ity taom-pianarana ity ao amin’ny Lycée Technique et Professionnel Antsirabe. Mpampianatra ECD sy « vacataires », tsy mbola mety mandray asa raha tsy tonga ny tambinkaramany efa valo volana ny ankamaroany no antony, hoy ny loharanom-baovao

Nanomboka tamin’ny 28 oktobra 2019 ny taom-pianarana, ny alatsinainy teo no nanomboka ny tena fianarana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.