Antsiranana: Tsy maharaka ny tinady ny tolotra rano omen’ny Jirama

  • dimanche, 17 novembre 2019 19:07
  • Zakaria

Tombanana eo amin’ny 24 000 m3 ny filan'ny mponina Antsiranana amin’ny rano fisotro madio ankehitriny. 18 000m3 ihany anefa ny tolotra afaka omen’ny Jirama, noho ny fahanteran’ny foto-drafitrasa eto Maromaniry.

Tamin’ny taona 1925 no nanorenana ny foibe famokarana rano eto an-toerana, ary 30 taona lasa izay, tamin’ny taona 1989 no nisy fanavaozana farany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.