Solika: Lafo vidy aty Androy, no amidy varomaizina

  • mardi, 19 novembre 2019 23:47
  • Zakaria

10 000 Ariary ny litatry ny lasantsy eto Ambovombe, 8 000 Ariary ao Tsihombe tamin’ity androany ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.