Oniversiten’Antsiranana: Mijaly vao mahazo karama ireo Mpiasa mpandraharaha

  • mercredi, 04 décembre 2019 17:18
  • Zakaria
  • Sary nomena

Tato anatin’ny herintaona izao dia mijaly vao mahazo karama ny Mpiasa mpandraharaha ato amin’ny Oniversiten’Antsiranana, ary mbola mitohy hatramin’izao.

Ny olona nandeha nisotro ronono tamin'ny 2016 aza, hoy ny fitarainan’ny mpiasa, dia tsy mbola mandray vola fisotroan-dronono hatramin'izao. Rehefa nanontaniana ny tompon’andraikitra ara-bola dia nilaza fa « tsy mbola tapaka ny karaman'ireo » nefa tsy voarain'ny tompony.

Mitokona ny mpiasa, mitaky ny tambin-kasasarany sy ny sosialiny.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.