Filankevitra ambonin’ny Mpitsara: Voatendry ho Sekretera Jeneraly Ranadalison Angelo

  • mercredi, 04 décembre 2019 21:16
  • Zakaria

Noraisina nandritra ny filankevitry ny minisitra androany ny didim-panjakana fanendrena an-dRanadalison Angelo ho Sekretera Jeneralin’ny Filankevitra ambonin’ny Mpitsara.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.