Ambohimiandrisoa-Antsirabe: Mivangongo tsy voaraoka ny fako

  • jeudi, 05 décembre 2019 14:18
  • Zakaria
  • Sary nomena

Mitaraina ny mponina eto Ambohimiandrisoa, Kaominina ambonivohitra Antsirabe, Faritra Vakinankaratra noho ny loto sy ny fako miavosa. Ahiana ny valanaretina !

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.