Fifidianana Kaominaly: Hametraka fitoriana eny amin’ny Tribonaly administratifa ny TIM

  • samedi, 07 décembre 2019 14:22
  • Zakaria

Hametraka fitoriana manolona ireo hosoka sy fandikan-dalana tamin’ny endriny samihafa nandritra iny fifidianana kaominaly natao ny 27 novambra 2019 iny, eny amin’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana na Tribonaly administratifa ny antoko Tiako i Madagasikara amin’ity andron’ny sabotsy 7 desambra ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.