Antananarivo Renivohitra: Kamiao 40 no ahetsiky ny faritra Analamanga hanalana ireo fako miavosa

  • samedi, 07 décembre 2019 20:05
  • Zakaria
  • Sary Faritra Analamanga

Hampiasa kamiao miisa 40 sy fitaovana vaventy miisa 4 ny Faritra Analamanga hanesorana ny fako misavovona eto an'Antananarivo renivohitra.

« Tsy hijanona ny asa raha tsy voadio sy voaala avokoa ireny fako ireny », araka ny nambaran’ny Governora Hery Rasoamaromaka, nandritra ny fidinana ifotony nataony teny Namontana, Boriborintany faha-4, Antananarivo Renivohitra.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.