Antsiranana: Nikija ny orana, ranobe eran’ny tanàna

  • dimanche, 08 décembre 2019 18:24
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Ilay rivodoza « Belna » no mandrafitra ny toetr’andro eto Antsiranana. Mbola mavesabesatra ny lanitra io tolakandro io ary manomboka avy be ny orana, taorian’ny orana nijojo hatramin’ny alina. Saika dibodrano ny ankamaroan’ny tanàna Antsiranana tampon-tanàna.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.