Solika fandrehitra: Nanjavona teny amin’ireo toby mpaninjara

  • mercredi, 11 décembre 2019 09:40
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote

Tsy misy solika fandrehitra ny ankamaroan'ireo toby mpaninjara. Tsikaritra izany nanomboka tamin’ny nameran'ny fanjakana ny vidin'ny solika tsy hanaraka ny fiovaovan'ny vidin-tsolika araky ny tsena iraisam-pirenena.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.