Disadisam-pifidianana: Vatan-drindrina sisa nijoro ny CEG Ambatovaventy-Antanifotsy

  • mercredi, 11 décembre 2019 21:12
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote Antsirabe

May nodoran'olon-tsy fantatra ny CEG Ambatovaventy-Antanifotsy. Disadisa naterak'iny fifidianana Ben'ny tanàna sy mpanolontsaina ny 27 novambra 2019 no tombanana ho antony. Rindrina sisa mijoro ilay CEG.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.