Toby Ratsimandrava: Lanonana fanaovam-beloma Jeneraly misotro ronono

  • jeudi, 12 décembre 2019 19:22
  • Njaka
  • Sary Njaka

Notanterahina androany tetsy amin'ny Toby Ratsimandrava ny lanonana fanaovam-beloma ho an'ireo jeneraly misotro ronono miisa 7 tamin'ity taona 2019 ity, izay ny roa tamin'izy ireo dia efa nibaiko ny Zandarimariam-pirenena.

Efa fanao eo anivon'ny Zandarimariam-pirenena moa izao lanonana fanaovam-beloma izao.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.