Ambatomarina – Manandriana: Lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona enina

  • lundi, 16 décembre 2019 16:24
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Kamiao mpitondra entana avy any Soavina sy mpivarotra mitety tsena no nivadika tao Ambatondraboka, Fokontany Tsiakato, Kaominina Ambatomarina, Distrikan’i Manandriana, Faritra Amoron’i Mania ny sabotsy hariva. Namoy ny ainy ny enina tamin’ireo olona tao anaty fiara, ary fito hafa naratra. Tsaboina ao amin’ny hopitaliben’Ambositra ireto farany.

Misokatra ny fanadihadiana hamantarana ny fototry ny loza.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.