Toamasina: Tsy nisy intsony ny tranga fakana an-keriny

  • mercredi, 18 décembre 2019 19:19
  • Zakaria

Nivoitra io nandritra ny tomban’ny asa vita tamin'ity taona 2019 ity nataon’ny kolonely Théodule komandin'ny Vondro-tobi-pileovana Zandarimaria Atsinanana raha nitafa tamin'ny mpanao gazety teto Toamasina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.