Fahalemana mandritra ny fety: Polisy miisa 1700 no indray mihetsika eto an-drenivohitra

  • mercredi, 25 décembre 2019 00:03
  • Zakaria

Ho rakotra Polisy avokoa ireo toerana mahavory olona, toy ny eny amin’ny Fiangonana sy mandritra ny andro fety. Misy amin’ ireo Polisy no manao fanamiana, misy ihany koa ireo Polisy tsy manao fanamiana mijery ireo mpangaro-paosy sy mpanendaka.

Miisa 1700 ireo Polisy ahetsika eto an-drenivohitra hahafahan’ny rehetra mifety am-pilaminana.

Nampitomboina ihany koa ireo Polisy misahana ny fifamoivoizana hanalefahana ny fitohanana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.