Fifamoivoizana: Tapaka tanteraka ny lalam-pirenena faha-6

  • mardi, 31 décembre 2019 15:34
  • Zakaria
  • Sary: Randrianiaina Luciano

Miakatra ary difotry ny rano ny arabe sy ny tetezana eo anelanelan’Andranonakoho sy tetezan’i Besaboba, Distrikan’Ambilobe, Faritra DIANA noho ny rotsak’orana. Tapaka tanteraka ny fifamoivoizana. Miampita lakana na mandeha tongotra mitety tendrombohitra ny mpandeha miova fiara.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.