Mpiasam-panjakana: Hiakatra 13% ny karama

  • mardi, 31 décembre 2019 23:56
  • Tigre

Anisany fanapahan-kevitra nambaran'ny filoham-pirenena Andry Rajoelina androany nandritra ny lahateny nataony nanaovany jeritodika ny taona 2019 sy nanoritsoritany amin'ny ankapobeny ny taona 2020, ny hampakarana ho 13% ny karaman'ny mpiasam-panjakana.

 
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.