Antananarivo: Faritra maro no dibodrano vokatry ny rotsak’orana

  • vendredi, 03 janvier 2020 23:01
  • Zakaria

Misedra olana vokatry ny fiandronan’ny rano ireo tanàna miorina amin’ny faritra iva toerana eto an-drenivohitra taorian’ny rotsak’orana nisesy hatramin’ny 31 desambra 2019 no mankaty.

Mitaintaina amin’ny mety ho fihotsahan’ny tany sy vato ihany koa ireo mponina amin’ny faritra avo.

 (Jereo Sary Tohiny)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.