Toamasina: Karana Mpivaro-damba norobain’ny jiolahy mitam-basy

  • vendredi, 03 janvier 2020 23:12
  • Zakaria

Lasan’ireo jiolahy ny vola manodidina ny valo hetsy Ariary sy finday tao amin’ny toerampivarotan-damba iray tantanan’ny karana teo Anjoma-Toamasina androany. Karana zokiolona iray ihany koa niharan’ny herisetra, novelesina vodibasy ny lohany.

 
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.