Fanambaràna Jirama

  • samedi, 04 janvier 2020 22:12
  • Tigre

Tapaka ny herinaratra amin'ireto toerana manaraka ireto noho ny fianjeran'ny "pylône" lehibe iray eny Behintsy ka niantraika amin'ny fitaovam-pitaterana herinaratra amin'ny faritra maro:

Ilafy - Ambatobe - Nanisana - Ankadinframamy- Mahazo - Ambatomaro - Antsobolo - Ambohitrarahaba - Andranobevava - Amboditsiry - Ambodivona - Ambatomainty - Manjakaray - Anjanahary.

Vokatry ny andro ratsy ihany koa dia maro ireo tambazotra no tsy tomombana ka miteraka fahatapahan'ny herinaratra toy ny eny:

Androhibe - Ivandry - Analamahitsy - Ampetsapetsa - Alarobia Amboniloha - Marais Masay - Ambodivoanjo - Pullman - Soavimasoandro - Ankadikely Ilafy - Antsapandrano - Fieferana - Namehana - Antsofinondry - Anosy Avaratra - Lazaina - Ambohitrinimanga - Faravohitra Avaratra - Soavinimerina - Ambohimanga Rova - Ambohitrabiby - Talata Volonondry - Andrepamaky - Ankazondandy - Imerimandroso Ivato - Anjomakely - Ivato - Andakana - Anosiala - Ambohidratrimo - Manakambahiny - Mahitsy - Andranovelona - Fitroafana - Mandriambero - Alakamisy Anosiala - Andranotapahina - Ambohimanambola - Anjeva - Ambohimalaza - Ambohimangakely - Carion - Ambanitsena - Manakavaly - Ambatomaro - Mantasoa - Manjakandriana - Imerintsiatosika - Miarinarivo.

Efa am-perinasa manarina ny fahavoazana teknisiana amin'izao fotoana izao hahafahana mamerina haingana amin'ny laoniny ny famatsiana herinaratra amin'ireo toerana ireo.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.