Toamasina: Hitokona ireo mpampianatra ao amin'ny Lycée Rabemananjara

  • lundi, 06 janvier 2020 17:37
  • Zakaria

Hitokana ireo mpampianatra eo anivon'ny Lycée Rabemananjara Toamasina ny talata 7 janoary haneho ny tsy fankasitrahan'izy ireo ny vola solom-penakoho fanomezan'ny filoha ho an'ny mpiasam-panjakana noho ny Asaramanitra.

Voalaza fa raha tokony ho 65 000 Ariary no azo dia tsy misy afa-tsy 2 600 Ariary no tonga, ary io no terena hanaovan'izy ireo sonia.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.