Mahajanga: Hotanterahina rahampitso ny famindram-pahefana eo anivon’ny Kaominina

  • mardi, 14 janvier 2020 22:10
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Hatao ny alarobia 15 janoary 2020 ny famindram-pahefana eo amin’ny Ben’ny tanàna mpisolotoerana Ravelomanantsoa Emilson sy ny Ben’ny tanàna voafidy ofisialy Andriantomanga Mokhtar Salim. 

Ben’ny tanàna teo aloha, nahavita taom-piasana iray ity farany no voafidy fanindroany hitondra ny tanànan’i Mahajanga.

 
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.