Fifamoivoizana: Tapaka lalana Tsararano - Anjalazala - Antsohihy Befandriana-Nord Mandritsara

  • samedi, 18 janvier 2020 13:58
  • Tigre
  • Sary nomena

Tapaka nanomboka ny zoma 16 janoary teo ny lalana eo anelanelan'ny Tsararano - Anjalazala mampitohy an'i Antsohihy Befandriana-Nord Mandritsara.

Misy ihany ny famoronana lalana mivily, déviation, fa somary sarotsarotra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.