Fanokafana ny taompambolen-kazo: 500Ha no hisantarana ny voly hazo eny Firarazana- Ankazobe

  • dimanche, 19 janvier 2020 14:39
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Tanterahina eny Firarazana- Ankazobe anio 19 janoary ny fanokafana ofisialy ny taompambolen-kazo 2020. Midadasika amin'ny velarana 500 hektara ny toerana hambolena ireo zanakazo manodidina ny 1 200 000 anio, sady mifanandrify indrindra amin’ny tsingerintaona voalohany nandraisan’i Andry Rajoelina ny fahefana feno maha filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara azy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.