Morondava: Mirongatra ny vaky trano

  • mardi, 21 janvier 2020 13:59
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote Morondava

Namory ireo lehiben’ny Fokontany eto amin’ny Kaominina ambonivohitr’i Morondava, sy ireo avy ao amin’ny Kaominina Bemanonga, samy ato amin’ny Faritra Menabe ny talem-paritry ny filaminam-bahoaka Menabe manoloana ny firongatry ny vaky trano tato ho ato, ka hiaraha-mikatsaka vahaolana sy handrindrana ny asa handaminana izany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.