Ambatondrazaka: Vehivavy bevohoka efa ho teraka niharan’ny fanolanana

  • mardi, 21 janvier 2020 16:44
  • Zakaria

Miseho lany indray tato ho ato ny herisetra ara-nofo mianjady amin’ny vehivavy. Tato anatin’ny iray volana teo izao dia 12 ny tranga fanolanana niseho.

Ny alin’ny alahady hifoha ny alatsinainy, dia vehivavy iray mitondra vohoka, izay efa tsy ho ela dia ho teraka no niharan’ny fanolanana tao an-tranony, teo imasom-badiny. Telo ireo jiolahy tafiditra tao an-trano tamin’io.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.