Mahajanga: Manomboka miakatra ny rano

  • mardi, 21 janvier 2020 16:47
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Noho ny ora-mikija eto an-drenivohitry ny Faritra Boeny dia dibo-drano ireo faritra iva, ary efa manomboka miakatra ny rano amin'ny Fokontany sasany.

(Jereo Sary Tohiny)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.