Katerína Sakellaropoúlou: Vehivavy voalohany, voafidy ho filohan’i Grèce

  • mercredi, 22 janvier 2020 20:02
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Vato 261 amin’ny 300 no nandanin’ny depiote grika azy androany. Katerína Sakellaropoúlou no vehivavy voalohany, voafidy ho filohan’i Grèce.

Mpitsara i Katerína Sakellaropoúlou, filohan’ny Filankevi-panjakana grika. 63 taona izy ankehitriny.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.