Fifamoivoizana: Ireo làlam-pirenena misy fahatapahana

  • mercredi, 22 janvier 2020 20:04
  • Zakaria

Nisy fahatapahana ny fifamoivoizana amin'ireto lalam-pirenena manaraka ireto nanomboka ny talata 21 janoary 2020, noho ny rotsak'orana tsy mihato sy fiakaran'ny rano:

- RNP6 - PK 525+600 Manehoko, fihotsahan'ny làlana noho ny fahaverezan'ny fantson-drano lehibe tao ambany làlana

- RNP4 - PK 465 Fasikabe Ankarafantsika

- RNP4 - PK 443+500 Bongamaranitra / Andranofasika

- RNP4 - PK434 Anjiajia

- RNP4 - PK467 Befotoana Ankarafantsika

- RN31 - PK 34+600 Antsahabe

- RN31 - PK 40 Antsahabe

- RN31 - PK 72 Tanambao

- RN32 - PK 5+200 Andilambe

- RN32 - PK 19+800 Anjalajala

- RN13 - PK 114 Betroka

- RN7 - PK 412+900 Ankidona Ankazobe

Efa niainga ireo fitaovana vaventy hanao fanarenana vonjimaika ny lalana simba.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.