Oniversitem-panjakana: Hiara-hanomboka amin’ny volana Martsa 2020 ny taom-pianarana vaovao

  • mercredi, 22 janvier 2020 20:15
  • Zakaria

Nifarana omaly 21 janoary ny CoPRIES (Conférence des présidents ou recteurs d’institutions d’enseignement supérieur) rehefa naharitra roa andro. Tapaka tamin’izany ny fidirana amin’ny taom-pianarana vaovao izay hanomboka amin’ny volana Martsa 2020.

Nanome toky teo anatrehan’ny rehetra ireo filohan’ny oniversite nahitana fitokonan’ny mpampianatra fa hanao izay fara heriny handresy lahatra ireo mpampianatra mba hamita ny taom-pianarana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.