Fanodinkodinana « Panier garni » : Nidoboka am-ponja eto Farafangana ny DRENTP Atsimo Atsinanana teo aloha

  • mercredi, 22 janvier 2020 22:05
  • Zakaria

Tazomina am-ponja vonjimaika eto amin’ny fonjan’i Farafangana, nanomboka ny tolakandron’ity alarobia 22 janoary 2020 ity, ny talem-paritry ny fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana teknika sy arak’asa teo aloha tato amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana.

Fanodinkodinana volam-bahoaka, ilay « Panier garni » tolotra avy amin’ny filoham-pirenena, ary koa fanararaotam-pahefana no vesatra anenjehana azy, taorian’ny famotorana nataon’ny Zandary GAPJ Atsimo Atsinanana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.