Toamasina: Zaza tsy ampy taona mpangalatra moto

  • vendredi, 16 août 2019 12:57
  • Sary Polisim-pirenena

Tovolahy kely vao herotrerony no saron’ny Polisy avy ao amin’ny « Commissariat » Mangarano Toamasina, nangalatra moto ety amin'ny faritra Mangarivotra. Mampiasa lakile karazany maro izy ireo.

Lehilahy sendra niditra « cyber » no lasibatr’ireto tovolahy ireto. Tany amin'ny Parcelle 21/51 Mangarivotra vao tratra izy ireo niaraka tamin'ilay moto.

Natolotra ny sampan-draharaha misahana ny Zaza tsy ampy taona izy ireo, nandray an-tanana ny fanadihadiana.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.