Taratasin’ny omby: Hitovy ny sarany manerana an’i Madagasikara

  • dimanche, 18 août 2019 17:28

Hivoaka alohan’ny faran’ny volana Oktobra 2019 ho avy izao ny rijan-teny hametrahana ny vidin’ny FIB (Fiche Individuelle des Bovidés) sy ny Bokin’ny omby, ho sarany iray mitovy manerana an’i Madagasikara.

Izany no hatao, hoy ny Praiminisitra Ntsay Christian, dia mba hiadiana amin’ny kolikoly amin’ny fomba maharitra izay mianjady indrindra indrindra amin’ireo tantsaha sy mpiompy any ambanivohitra rehetra any.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.