Tafika an-dranomasina: Hanorenana Tobim-pamaharana vaovao ao Tolagnaro

  • dimanche, 18 août 2019 17:56

Hisy fanorenana Tobim-pamaharana vaovao an’ny Tafika an-dranomasina ao Taolagnaro. Hisy ihany koa ny fanamboarana ivon-toeram-pampianarana manokana miisa roa (2) ho an’ny Tafika andranomasina, dia ao Antsiranana sy Mahajanga.

Hanomboka amin’ity taona 2019 ity, hoy ny Praiminisitra Ntsay Christian, ary ho tohizana izany amin’ny taona ho avy sy ny manaraka.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.