CDA Andohatapenaka: Namarana ny taom-pianarana

  • mercredi, 21 août 2019 20:07
  • Sary Njaka

Nofaranana androany ny taom-pianarana teny amin'ny kolejy CDA Andohatapenaka. Nisy ny lanonana nentina namaranana izany, teo ambany fiahian'ireo mpanabe sy ireo raiamandreny.

Ity kolejy ity moa dia mitaiza sy mampianatra ireo ankizy sahirana, ka ao anatin'izany ny kamboty izay tsy mahefa ny saram-pianarana ka anisan'ny manamora izany ny CDA.

Mpianatra miisa manodidina eo amin'ny 280 eo no mianatra ao ankehitriny.

(Jereo sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.