Sambava tampon-tanana: Nitera-doza ny fanampenana ny lalam-pirenena RN5A

  • jeudi, 19 septembre 2019 10:27
  • Sary Gasypatriote Sambava

Fiara kely iray no potika tanteraka raha nidona tamin'ireo vato be apetraka mandritra ny alina eny amin'ny lalana nasiana fanamboarana eto antampon-tananan'i Sambava. Tsy lavitra ny biraon'ny Faritra SAVA no nitrangan'ny loza ny alin’ny alatsinainy 16 septambra 2019. Tsy nisy aina nafoy fa ny fiara no nitondra faisana.

Samy nilaza ho tsy tompon'antoka avokoa ny mpitondra manoloana ny loza, tsy misy signalisation na filazana mialoha, fa ny torohevitra dia mila atao mazava tsara ny jiro mandritra ny alina, ary hajaina ny hafainganam-pandeha.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.