Morondava: Voasambotra i Emmanuel, jiolahy mitam-piadiana

  • samedi, 21 septembre 2019 17:40
  • Sary Gasypatriote Morondava

Teo ampanaovana ny asa ratsiny nandritra lanonampianakavian'olona tao Antsakoameloky mihitsy i Emmanuel, 30 taona, no tra-tehaky ny « Police Militaire » izay andia-miaramila manao fisafoana.

Nandratra olona ity jiolahy ity tamin’io fanafihany io. Efa natolotra ny Zandary eto Morondava, renivohitry ny faritra Menabe izy, izay hanao ny famotorana. Karohina ny namany.

Efa nokarohina fotoana ela ity Emmanuel ity, noho izy fantatra ihany koa fa mpampiantrano mpangalatra.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.