Midongy Atsimo: Rongony 7 kitapo saron'ny Zandary

  • samedi, 21 septembre 2019 19:27
  • Sary ZP

Nandritra ny fisafoana nataon’ny Zandary avy ao amin'ny Tobim-paritra Midongy Atsimo tao Ambalahoraka, Fokontany Vohimanoro, Kaominina Nosifeno, Distrikan’i Midongy Atsimo ny alin'ny 18 septambra 2019 no sarona ny rongony milanja 71kg nitsinjara tamin’ny kitapo miisa 7.

Voasambotra ireo jiolahy miisa efatra nitondra ireo rongony ireo izay fantatra avy any Antodabe Isandra sy Befotaka Atsimo.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.