Ambilobe: Rongony 800kg nodorana, fototra rongony tamina velaran-tany 2,5 Ha nopotehina

  • jeudi, 10 octobre 2019 14:35
  • Sary ZP nomena

Mitohy ny fandravana ny tambazotra mpanao trafika rongony aty anaty ala amin’ny Distrika Ambilobe. Ny alin’ny 9 oktobra 2019 dia olona miisa 11 ka vehivavy ny 3, no saron’ny Zandary tany anaty ala niaraka tamin’ny rongony 35 gony, milanja any amin’ny 800kg, ary nodorana rehefa nahazo fahazoan-dalana.

Nandritra ity hetsika ity ihany koa dia fototra rongony amina velaran-tany 2,5 hekitara no nopotehina.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.