Toamasina: Nohavaozina ny Biraom-paritry ny tanora sy fanatanjahantena Atsinanana

  • dimanche, 20 octobre 2019 11:14
  • Sary Gasypatriote Toamasina

Nohavaozina hiverina amin'ny maha biraom-panjakana azy ankehitriny ny biraom-paritry ny tanora sy fanatanjahantena, na DRJS Atsinanana. Izany dia vokatry ny fiaraha-miasan'ny minisitry ny tanora Tinoka Roberto, sy ireo mpiandraikitra ny tanora aty amin'ny Faritra, tamin'ny tsy miankina, ka nanampy tamin'ny fanarenana ilay birao ny SPAT (Société du Port à Gestion Autonome de Toamasina) sy ny SMMC (Société de Manutention des Marchandises Conventionnelles) ary ny Etablissement Rakoto Jean Paul.

Vita ny trano ankehitriny ary mendrika ny maha biraom-panjakana azy.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.