Fitaterana: Naverina ny sidina Tsaradia Antananarivo – Ambatondrazaka – Toamasina

  • mercredi, 30 octobre 2019 23:21
  • Sary nindramina

Naverina nosokafana androany 30 oktobra 2019 ny sidina Tsaradia, izay mampitohy an’Antananarivo – Ambatondrazaka – Toamasina. Sidina roa no hotanterahina isan-kerinandro.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.