Hopitaly Miaramila: Havaozina mba ho faka-tahaka aty amin'ny Ranomasim-be Indianina

  • mardi, 12 novembre 2019 20:00
  • Sary Fiarovam-pirenena

Hanana foto-drafitrasa manara-penitra ka tsy voatery hitsabo tena any ivelany intsony ny Malagasy. Izay no tanjona hoy ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, jeneraly Rakotonirina Richard raha nihaona tamin'ireo mpitsabo miaramila ao amin’ny HOMI na Hopitaly miaramila Soavinandriana – Antananarivo androany maraina nampahafantatra io tetikasa fanavaozana ny hopitaly HOMI io, mba ho faka-tahaka aty amin'ny Ranomasim-be Indianina.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.