Lakandranon'i Pangalana: Vinavinaina ho vita amin’ny febroary 2020 ny asa fanamboarana

  • dimanche, 22 décembre 2019 22:08
  • Sary nindramina

Ny 14 septambra 2019 no nanomboka ny tetik'asa fanamboarana lakandranon'i Pangalana mirefy 639 km miala an'i Toamasina mankany Farafangana.

Vinavinaina ho vita amin’ny febroary 2020 ny asa fanamboarana, hoy ny APMF izay atokon-draharaha misahana ny fifamoivoizana an-dranomamy sy an-dranomasina, ka ny 81% amin’io halaviran-dalana io dia ho an'ny sambo mitaky haavon-drano 80 sm.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.