Ambatoroka: Voasambotra ireo mpanao sintomahery sy mpangarom-paosy anaty taxi-be

  • vendredi, 27 décembre 2019 08:15
  • Sary Polisim-pirenena

Saron’ny Polisy avy ao amin’ny Kaomisaria Boriborintany faharoa Antananarivo Renivohitra ny mpanao sintomahery iray amin’iny faritra Ambatoroka iny. Voasambotra ihany koa ny mpangarom-paosy sy poketra anaty taxi-be amin’ny zotra 180 sy 182.

Manantena ny fiarahana-miasa amin’ny Vahoaka hatrany ny mpitandro ny filaminana, hamongorana ireo mpanao ratsy.

 (Jereo Sary Tohiny)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.